|
|
|
|

Teny iditra1  rijanteny
Singan-teny  2  rija, teny
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.66] texte
Ohatra  5  Amin’ny maha fikambanana ao anatin’ny fiarahamonimpirenena azy, ny SeFaFi dia tsy afaka hankatoa na handà ny rijanteny amin’io Lalàmpanorenana vaovao io. [4.27]
6  Taorian’ny fitondran’olon-tokana tamin’ny Repoblika Faharoa, ireo nandrafitra ny rijantenin’ny Lalàmpanorenan’ny Repoblika Fahatelo dia te hametraka amin’ny toerana ny tena fitondrana demokratika. [4.27]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
8  Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07