|
|
|
|

Teny iditra1  rikarikan-taolana (rikarika)
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haiaina
Fanazavàna teny malagasy  4  Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Amas d'ossements, squelette [1.3]
Tovy hevitra  6  karana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31