Teny iditra rikarikan-taolana (rikarika, taolana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay amas d'ossements, squelette [Abinal 1888]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra karana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31