Teny iditra | rikarikan-taolana (rikarika, taolana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Amas d'ossements, squelette [1.3] | |
Voambolana | Haiaina | |
Tovy hevitra | karana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |