Teny iditra rim > ry
Sokajin-teny kianteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Kianteny kely:
a) atao eo alohan' ny anaran' olona antsoina: Ry Koto a! ento aty ny solomasoko
b) atao eo alohan' ny anaran' olona itenenana am-pitiavana: Ry havana, aoka isika hifankatia fa ny maty aza, hono, te ho maro;
d) atao eo alohan' ny anaran' olona angatahan-javatra amim-pitalahoana: Ry Tompo ô, mamindrà fo aminay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used in adressing a person or persons, as: ry hàvana malala, dear friends [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Vocative; ex. : ry havana malàla, chers amis [1.8]
Ohatra 
1Eny, ry Neny; [2.470]
2- Ho olona toa inona re no ho tompon' ny fonao, ry Lala? [2.471]
Kamban-teny 
Lohateny Haody, ry Ambohimanga! (Rajaofera Fredy)
Ry Fanadinoana (Rakotoson Emeralda)

Teny iditra rim > ry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Izay ampiasaina raha olona maro no tondroina: Efa tonga ve ry Rakoto mianakavy? ~ Tsy fantatro ny nalehan-dry zalahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Sign of the plural, as : Tonga ry Rakoto, Rakoto and his companions have come [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Part. signe du pluriel; ex. : Tònga ry Rakòto, Rakoto et ses compagnons sont venus [1.8]
Haiendriteny 
Tsotra : ry, -dry

Teny iditra rim > ry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Jereo ray [1.1]

Teny iditra rim > ry
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] izy [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Teny iditra rim > rina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Trano fitahirizana vokatra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Grenier, grange, silo [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra trahambo ~ tranoambo

Fivaditsoratra 

rim   
molotra
the rim of a kettle, etc. [1.7]