Teny iditra (1/3) | 1 rima |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitoviam-peo eo amin' ny teny roa hatreo amin' ny zanapeo farany misy tsindrimpeo no ho midina, ohatra: Asabotsy -- Rafotsy [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 rime [1.5] |
Voambolana |
5 Haisoratra: (amin' ny ankapobeny) 6 Tononkalo |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 8 rima |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
10 Nom également relevé dans les Îles de la Sonde et jusqu'en Nouvelle-Guinée par Sonnerat : Voyage en Nouvelle-Guinée, p. 99, tab. 57 à 60 (1776). Artocarpus incisus (Thunb.) L. f. (Moraceae). L'arbre à pain introduit et cultivé pour ses fruits comestibles après cuisson. [Betsimisaraka]
[1.196] |
Voambolana |
11 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (3/3) | 13 Rimà |
Sokajin-teny | 14 anaran-tsamirery (ara-baiboly) |
Fanazavàna teny anglisy |
15 Rumah [2.996] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 Ruma [2.996] |
Voambolana |
17 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 18 Toko sy andininy momba Rimà |
Tsanganana sy sary iray takila |
19 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 20 mari-, mira, rima |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12 |