|
|
|
|

Teny iditra1  rirana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Zorony mivohitra: Voan' ny riran-databatra ny takibako
4  Ny lafiny maranitra na ny ilany ihany: Telo rirana ny zozoro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  an edge, a cutting edge [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  le tranchant; cf. horirana [1.8]
Ohatra  7  Dia alaina ny hazo maro rirana be tsilo iny, ny anarany atao hoe «ody fady,» sy ny holatafa, ary ny arim-belona. [2.857#]
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny rirana io

Fivaditsoratra  15  rarina, rirana

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11