Teny iditra rivo-doza (rivotra, loza)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy rivotra mafy fitsoka ary mazàna arahin' orana ka mandevona sy manimba zavatra maro [Rajemisa 1985]
 rivo-mahery miforona any afovoan-dranomasina arahina orambe ka mitera-doza [SLP 1986]
Fandikana frantsay cyclone [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra rivo-mahery
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Sady amin' izay nitondra rivotra toy (toa) rivodoza. [FOFAFIPE: Haivola, takila 51]
2Voalohany, izy dia hazo tsy mamony raha tsy amin’ny taona nandalovan’ny rivodoza; [SeFaFi ]
3Nandrava trano mora vao naorina teny Alakamisy Anosiala ilay rivodoza Giovanna. Trano 91 tamin'ny zato no rava [ ]
Teny nalaina 
Sary 

Teny iditra Rivo-doza
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na teatira)
Mpanoratra Rajemisa-Raolison Régis
Fanontana 
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31