|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  roa lela
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza zavatra manana vokany na mety hisy asany roa mifanohitra: Antsy roa lela ~ Sabatra roa lela
Singan-teny  4  roa, lela
Tovy hevitra  5  miroa lela
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)7  roalela
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.13] bilame
Voambolana  10  Fizìka
Fototeny  11  roa, lela

Fivaditsoratra  12  roa lela, roalela

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/28