Teny iditra | roa lela | ||
Singan-teny | roa ; lela | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza zavatra manana vokany na mety hisy asany roa mifanohitra: Antsy roa lela ~ Sabatra roa lela [1.1] | ||
Tovy hevitra | miroa lela | ||
Kamban-teny |
| ||
Teny iditra | roalela (roa, lela) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | Bilame [1.13] | ||
Voambolana | Fizìka | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15 |