Teny iditra (1/2) | 1 roambinifolo |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [3.1] twelve |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [3.1] douze |
Ohatra |
5 [2.508] Ny tendrombohitra roambinifolo. 6 [2.508] Ny heloka roambinifolo mahafaty. 7 [2.366] Dia nirava tamin'ny roambinifolo ny famantaranandro. |
Voambolana |
8 Matematika: rafitrisa |
Singan-teny | 9 roa, amby, folo |
Tsipelina hafa | 10 roaambinifolo, roaambinnyfolo |
Mpanahaka | 11 nytendrombohitraroambinifolonytendrombohitraroambinifoloaltmaltsmxmplsrc |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 13 Roambinifolo |
Sokajin-teny | 14 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] Anarana ilazana ireo mpanjaka nolovan' Andrianampoinimerina ka voateniny matetika rehefa mahatsiaro ny razany izy: Rafandrana, Rafohy, Rangita, Andriamanelo, Ralambo, Andrianjaka, Andriantsitakatrandriana, Andriantsimitoviaminandriandehibe, Andriamasinavalona lehibe sy Andriamasinavalona zanany, Andriantsimitoviaminandriana ary Andriambelomasina. (T.A.I. tak. 253) |
Ohatra |
16 [2.298] Maty tokoa angaha izy roambinifolo manjaka? |
Voambolana |
17 Tantara: (amin' ny ankapobeny) |
Singan-teny | 18 folo |
Fivaditsoratra | 19 Roambinifolo, roambinifolo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28 |
![]() |