|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  roambinifolo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Singan-teny  3  roa, amby, folo
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny anglisy  5  [3.1] twelve
Fanazavàna teny frantsay  6  [3.1] douze
Ohatra  7  [2.508] Ny tendrombohitra roambinifolo.
8  [2.508] Ny heloka roambinifolo mahafaty.
9  [2.366] Dia nirava tamin'ny roambinifolo ny famantaranandro.
Voambolana  10  Matematika: rafitrisa
Tsipelina hafa  11  roaambinifolo, roaambinnyfolo
Mpanahaka  12  nytendrombohitraroambinifolonytendrombohitraroambinifoloalt

Teny iditra (2/2)13  Roambinifolo
Sokajin-teny  14  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Singan-teny  15  folo
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.1] Anarana ilazana ireo mpanjaka nolovan' Andrianampoinimerina ka voateniny matetika rehefa mahatsiaro ny razany izy: Rafandrana, Rafohy, Rangita, Andriamanelo, Ralambo, Andrianjaka, Andriantsitakatrandriana, Andriantsimitoviaminandriandehibe, Andriamasinavalona lehibe sy Andriamasinavalona zanany, Andriantsimitoviaminandriana ary Andriambelomasina. (T.A.I. tak. 253)
Ohatra  17  [2.298] Maty tokoa angaha izy roambinifolo manjaka?
Voambolana  18  Tantara: (amin' ny ankapobeny)

Fivaditsoratra  19  roambinifolo, Roambinifolo

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10