| Teny iditra | 1 roanjato |
| Singan-teny | 2 roa, 3 zato |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 two hundred
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 deux cent
[3.1] |
| Isam-pirenena |
7 200
8 CC [3.1] |
| Ohatra |
9 Tsy latsaka ny roanjato kilao ireo!
[2.471#46]
10 Nojereko izany ka hay vola roanjato naforiporitra. [2.4#77] |
| Voambolana | 11 Matematika: rafitrisa |
| Tsanganana sy sary iray takila |
12 run='manisa' label='manisa' /> |
| Lahatsoratra | 13 run='/bins/articles?a=fanisanavaovaoandriamihaja'>Andriamihaja: Fanisana vaovao |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|