|
|
|
|

Teny iditra1  roanjato
Singan-teny  2  roa, zato
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  4  [3.1] two hundred
Fanazavàna teny frantsay  5  [3.1] deux cent
Isam-pirenena  6  [3.1] 200
CC
Ohatra  7  Tsy latsaka ny roanjato kilao ireo! [2.471]
8  Nojereko izany ka hay vola roanjato naforiporitra. [2.4]
Voambolana  9  Matematika: rafitrisa
Tsanganana sy sary iray takila  10  Ny isa
Lahatsoratra  11  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02