Teny iditra roapolo (roa, folo)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana anglisy twenty [3.1]
Famaritana frantsay vingt [3.1]
Famaritana iraisam-pirenena  20 ~ XX [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Ohatra 
1Tsy adinoina indrindra ny siramamy takelany roapolo efa nekena. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 21]
2Roapolo metatra ireo saha ireo. [Andraina: Mitaraina, takila 170]
Lahatsoratra 

2015/01/20