Teny iditra | 1 roaroa |
Fototeny | 2 roa |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Ohatra |
4 [2.48] fa natao ny ntaolo fanambadiana izany, ary sitraka ny fo ny izy roaroa ampivadina, na lasam-bodiondry na tsy lasana; 5 [2.996] Izy no hanao ny tempolin'ny Tompo, hotafiana fiandrianana, hipetraka ho mpanjaka eo amin'ny seza fiandrianany, ho mpisorona eo amin'ny seza fiandrianany, ary hisy fisainam-pihavanana eo amin'izy roaroa. |
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 7 roroa |
Fivaditsoratra | 8 raorao, roaroa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |