Teny iditra roaroa (roa)
Sokajin-teny mpamaritra
Ohatra 
1fa natao ny ntaolo fanambadiana izany, ary sitraka ny fo ny izy roaroa ampivadina, na lasam-bodiondry na tsy lasana; [2.48]
2Izy no hanao ny tempolin'ny Tompo, hotafiana fiandrianana, hipetraka ho mpanjaka eo amin'ny seza fiandrianany, ho mpisorona eo amin'ny seza fiandrianany, ary hisy fisainam-pihavanana eo amin'izy roaroa. [2.996]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20