Teny iditra | 1 roa volo |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] enti-milaza ny olona efa lehibebe ka fotsy sasaka ny volony Enti-milaza zavatra mizara roa: "Tsy tiako, hoy Andrianampoinimerina, Imerina raha manao akanga roa volo" |
Singan-teny | 4 roa, volo |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |