Teny iditra roa volo
Singan-teny roa ; volo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny olona efa lehibebe ka fotsy sasaka ny volony
Enti-milaza zavatra mizara roa: "Tsy tiako, hoy Andrianampoinimerina, Imerina raha manao akanga roa volo" [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01