Teny iditra | roba | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fangoronana an-keriny; fangalarana sy fanimbana [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Booty, esp. booty taken in war [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Butin [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | roba | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Rava [1.78] | |||||||||||||||
[Sihanaka] Rava, mianjera [1.78] | ||||||||||||||||
Tovy hevitra | robaka | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | baro, bora, roba |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |