|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  robaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Loaka hatrany ambadika, tanteraka, gorobaka
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)9  robaka
Sokajin-teny  10  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.78] [Sihanaka] rava, mianjera
12  [1.78] [Tanosy] mianjera; midaraboka
Tovy hevitra  13  roba

Fivaditsoratra  14  aborak, bakaro, bakora, barako, baroka, boraka, kabaro, karabo, raboka, robaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21