|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  rodo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Tsy fampiasa afa-tsy amin' ilay teny hoe Rodobe: Fiarahan' ny maro manao zavatra iray: Tsy ifandrenesana azon' ny manao rodobe ianareo rehefa mamaly [1.1]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)5  Rodo
Sokajin-teny  6  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  7  Rhodes [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  8  Rhodes [2.996]
Voambolana  9  Soratra Masina
unkLabel:Xbcvs:  10  Toko sy andininy momba Rodo
Tsanganana sy sary iray takila  11  Fitanisana

Fivaditsoratra  12  doro, rodo

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12