Teny iditra | rohizana (rohy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fatorana amin' ny mahazaka: Rohizo io lakana io fa sao lasan' ny rano (omby) Samborina amin' ny fanipazana tady eny amin' ny tandrony na eny amin' ny tongony: Norohizan-dRakoto ny ombiny Tanana, hazonina: Tandremo ny teny atao fa sao rohizan' ny olona amin' ny vavanao ianao [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be bound with a cord [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on lie [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny rohizana io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |