|
|
|
|

Teny iditra1  rohizo
Fototeny  2  rohy
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana rohizana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Ohatra  5  [1.1] rohizo io lakana io fa sao lasan' ny rano
6  [2.996] rohizo kofehy ny fanati-piravoravoana na dia hatreo amin'ny tandroky ny alitara aza.

Fivaditsoratra  7  hozori, rohizo

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21