Teny iditra (1/2) | 1 rohona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Kotroka mamoaka feo midaondaona any lavitra any fipoahan-javatra miraondraona sy mampihovitrovitra na dia akaiky aza |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#543] bruit, grondement du tonnerre lointain, explosion |
Ohatra |
5 [2.996#] Mihainoa dia mihainoa ny fikotrokotroky ny feony sy ny rohona izay mivoaka avy amin' ny vavany. |
Voambolana |
6 Feo |
Sampanteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny rohona io |
Teny iditra (2/2) | 11 rohona |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3#543] action d'aller en foule |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 16 ahoron, hanoro, honora, horoan, horona, nahoro, noroha, orohan, rohona, ronaho |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |