Teny iditra |
rohona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Kotroka mamoaka feo midaondaona any lavitra any Fipoahan-javatra miraondraona sy mampihovitrovitra na dia akaiky aza [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Bruit, grondement du tonnerre lointain, explosion [1.3]
|
Ohatra | Mihainoa dia mihainoa ny fikotrokotroky ny feony sy ny rohona izay mivoaka avy amin' ny vavany.
[2.996]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
rohona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Action d'aller en foule [1.3]
|
Sampanteny |
|
|