|
|
|
|

Teny iditra1  rohontany
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomban-tany na fomba irohonan' ny be sy ny maro ka mahatarika izay miara-mitoetra aminy hanaraka izany. (Ohatra: olona zatra ny madio any an-tanàn-dehibe, nefa nony tonga monina any an-tsaha lasa tsy mahavatena manaraka ny rohon-tany)

Fivaditsoratra  4  hirontona, hontorina, horantoin, hotoranin, hotronina, nihotroan, nirohotan, nitorohan, notoharin, notrohina, rohontany

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21