Teny iditra | 1 ro mangazafy |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1#834] ro marihitra matsiro, fomba fahandroana vorona ka atao ketsaketsa rano fa tsy ritina 4 [1.1#619] ro misy menaka misomidika |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2#521][ro manga zafy] a particular kind of gravy well cooked |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#538] un bouillon épais, succulent, délicieux |
Ohatra |
7 [1.437#] Ny sakafo dia hena atao nahandro be, atao ro mangazafy, ka ny sira atao mangidy molaly, ary ny vary koa aza rarahana sira manta. |
Singan-teny | 8 ro, mangazafy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |