Teny iditra rombantsahona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  afolava [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay  [Sakalava] (de romba (1) et sahona : grenouille ; allusion aux endroits frais que péfère cette plante). Hyptis pectinata (L.) Poit. (Lamiaceae). [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Hyptis pectinata
Teny mitovy hevitra afolava ~ sangasanganandevolahy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31