Teny iditra rombotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Rovitra, rombina na silaka; faharovitana na faharombinana noho ny fisintonana an-keriny: Misy rombotra ny akanjonao [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31