Teny iditra (1/2) | 1 romoromo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ambiny mitaritarika, amin-javatra nodidiana na nohetezana ka tsy nifarana tsara: Farano daholo ireo romoromo amin' ity jiafotsy ity fa maharatsy bika azy Fahasosotsosorana, tsy fifanarahana: Aleo sosoa ampian-tsetsetra, toy izay hena matavy ampian-dromoromo |
Ohatra |
4 Ny romoromo ity ho afaka ihany fa ny ampamoaka misarim-pamotorana no tsy ho tanty! [2.944#] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny romoromo io |
Teny iditra (2/2) | 11 romoromo |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.78] [Tanala]
tsiny, alahelo tsy levona ao am-po: Sindrane ravim-borondra arahin-tsetsetre tahake gisa be arahin-dromoromo (aleo ravim-bomanga arahin-tsetsetra toy izay henangisa arahin-tsiny) |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |