Teny iditra | 1 romotana |
Fototeny | 2 romotra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Rambasana, rovitina amin' ny nify: Noromotan' ny alika ny pataloany |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be bitten |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] mordu par un chien |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 amotoran, anorotam, anotoram, mañatoro, manorota, manotora, mantaoro, maonotra, namotora, romotana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |