Teny iditra | 1 romotra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Voan' ny haromotana, aretina izay mahatonga ho toa adala manaikitra am-pisafoahana izay sendra azy, gaigy: Alika romotra Misafoakan-katezerana: Vao mainka romotra izy nahita an-janany naniratsira azy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] mad as from rabbies; furious |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] atteint par la rage des chiens; furieux |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |