Teny iditra ron-doha (ro, loha)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fieritreretana mafy, fisahiranana, fiahiahiana: Lany ron-doha taminao ny ray aman-dreninao [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31