|
|
|
|

Teny iditra1  ron-doha
Singan-teny  2  loha
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fieritreretana mafy, fisahiranana, fiahiahiana: Lany ron-doha taminao ny ray aman-dreninao
Ohatra  5  Tsy misy haiko intsony ny fianarana nandaniako rondoha. [2.445#]
6  Mandritra izany fotoana izany, ny solombavambahoakantsika tsy nofinidy dia mandany rondoha mba ho afaka mitango faran' izay ela indrindra ny tombontsoa mifandraika amin' ny toerana nomena azy. [4.27#]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  8  handoro, harodon, hodoran, ron-doha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01