|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  rongo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Izay rehetra atao amin' ny sisin-damba, eo amin' ny lohany roa, toy ny kofehy, vakana, sns...
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)10  rongo
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.78] [Tanala] randrana (volo)
Voambolana  13  Fandram-bolo

Teny iditra (3/3)14  rongo
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.196] (sens général : fibres textiles) Ce serait aussi un arbre, d'après Dandouau (probablement une Moracée à écorce textile) [Sakalava]
Voambolana  17  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21