|
|
|
|

Teny iditra1  rongony
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1#839] Zavamaniry misy kirany azo tenomina ary fifohan' ny olona sasantsasany ny voany, izay atao koa hoe maosy, na katrinia: Mahalasa adaladala sy mahabibibiby ny fifohana rongony
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] the hemp plant
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] chanvre
6  [1.196] (de rongo : ce que l'on tisse ; les fibres textiles). Cannabis sativa (Cannabaceae). Ce nom est celui qu'on donne à la plante cultivée comme textile. Les parties ou variétés plus spécialement utilisées à usage du stupéfiant s'appellent angafo (Merina) ou jiajia (Sakalava). Plus rarement, on donne aussi le nom de rongony à d'autres plantes textiles. En médecine vétérinaire empirique, la décoction de chanvre est considérée comme le remède spécifique de la maladie de Porc connue sous le nom de ramoretaka. [Merina]
7  [Betsileo]
Ohatra  8  Dia natao toy izany koa ny rongony. [2.4]
9  Eni-mangamanga Fito paraky, Valo tanantanana, Sivy rongony, Folo fanolehana! [2.69]
Voambolana  10  Haizavamaniry
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
12  Anarana :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Lohateny  21  Fumer le rongony à Antananarivo (Didier Perrine)
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny rongony io

Fivaditsoratra  24  nirongo, rongony

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02