Teny iditra rorampiso
Singan-teny rora ; piso
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Orana manify dia manify fahita matetika eny amin' ny toerana misy tendrombohitra avo; erika madinika mifafy, indrindra amin' ny ririnina
Mitovy hevitra: amanim-boalavo ~ erikerika ~ laviana [1.1]
Voambolana 

Teny iditra roram-piso
Singan-teny rora ; piso
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny roran' ny saka izay itsofany ny biby miady aminy [1.1]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01