|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  rorampiso
Singan-teny  2  rora, piso
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Orana manify dia manify fahita matetika eny amin' ny toerana misy tendrombohitra avo; erika madinika mifafy, indrindra amin' ny ririnina
Voambolana  5  Haitoetrandro
Mpanahaka  6  erikerika, laviana, amanim-boalavo

Teny iditra (2/2)7  roram-piso
Singan-teny  8  rora, piso
Sokajin-teny  9  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.1] ny roran' ny saka izay itsofany ny biby miady aminy
Voambolana  11  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Fivaditsoratra  12  mpisaroro, roram-piso, rorampiso

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01