Teny iditra rose
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanosy] antsiantsy (androngo) [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

Teny iditra rose
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy voninkazo raozy; haingo voamboatra ho tahatahaka ny raozy; loko mavokely [Hallanger 1969]
Famaritana frantsay vonindraozy [Sims 1969]

Teny iditra rose (rise)
Sokajin-teny ny lasan' ny matoantenin' ny mpanao rise
Famaritana anglisy jereo rise [Hallanger 1969]

Teny iditra rose
Sokajin-teny anarana (vavy)
Famaritana frantsay vonindraozy: Couleur de rose (menamena toy ny vonindraozy) [Sims 1969]
 vonin-draozy
¶ hamenamena: Elle a un teint de rose (Menamena tarehy izy) [Malzac 1893]
 raozy: Et rose elle a vécu ce [...] [tohiny Rakotonaivo 1993]

Teny iditra rose
Sokajin-teny anarana (lahy)
Famaritana frantsay fahamenamenana, fivolon-draozy [Sims 1969]
 volon' ny mavokely [Malzac 1893]

Teny iditra rose
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana frantsay mavokely [Malzac 1893]
 menamena, mavokely [Sims 1969]
 mavokely: Le ciel est rose, et roses [...]
¶ mahafinaritra: La vie apparaissait ro [...] [tohiny Rakotonaivo 1993]

Teny iditra rosé
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana frantsay menamena: Un teint rosé (Tarehy menamena) [Malzac 1893]
 miloko mavokely: Vin rosé [...] [tohiny Rakotonaivo 1993]

2009/04/24