Teny iditra | antsiantsy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Karazan' androngo madinika kely, fahita eny amin' ny ahitra na eny amin' ny tamboho efa ray [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | a small lizard. See antsantsa. [Richardson 1885] | |
Fandikana frantsay | petit lézard vert [Rajemisa: Vakoka] | |
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | |
Teny mitovy hevitra | antsantsa | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny antsiantsy io | |
Lahatsoratra | Randzavola: antsiantsy ao amin' ny Baiboly | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |