Teny iditra (1/7) | 1 rose |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanosy]
antsiantsy (androngo) |
Voambolana |
4 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
Teny iditra (2/7) | 5 rose
![]() |
Fototeny | 6 rise |
Sokajin-teny | 7 ny lasan' ny matoantenin' ny mpanao rise |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.17] jereo rise |
Teny iditra (3/7) | 9 rose
![]() |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.9] vonindraozy |
Fanazavàna teny anglisy |
12 [1.17] voninkazo raozy; haingo voamboatra ho tahatahaka ny raozy; loko mavokely |
Teny iditra (4/7) | 13 rose
![]() |
Sokajin-teny | 14 anarana (vavy) |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.9] vonindraozy: Couleur de rose (menamena toy ny vonindraozy) 16 [1.4] vonin-draozy hamenamena : Elle a un teint de rose (Menamena tarehy izy) |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.66] raozy : Et rose elle a vécu ce que vivent les roses, l'espace d'un matin (Ary raozy izy, ka tsy niaina afa-tsy ny andro iainan' ny raozy dia indray maraina ihany! -- Ronsard) |
Teny iditra (5/7) | 18 rose
![]() |
Sokajin-teny | 19 anarana (lahy) |
Fanazavàna teny malagasy |
20 [1.9] fahamenamenana, fivolon-draozy 21 [1.4] volon' ny mavokely |
Teny iditra (6/7) | 22 rose
![]() |
Sokajin-teny | 23 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
24 [1.4] mavokely 25 [1.9] menamena, mavokely |
Fanazavàna teny frantsay |
26 [1.66] mavokely: Le ciel est rose, et roses sont les maisons endormies, et rose aussi le sol de la place déserte (mavokely ny lanitra, mavokely ny trano mbola tsy misy olo-mifoha, ary mavokely koa ny tany eo amin' ilay jianja foana) mahafinaritra: La vie apparaissait rose sous les beaux traits d'enfants nichés dans la maison (hita nahafinaritra ny fiaina nalokalofan' ireo ankizy tsara endrika nonina tao an-trano) |
Teny iditra (7/7) | 27 rosé
![]() |
Sokajin-teny | 28 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
29 [1.4] menamena: Un teint rosé (Tarehy menamena) |
Fanazavàna teny frantsay |
30 [1.66] miloko mavokely: Vin rosé (divay miloko mavokely) |
Fivaditsoratra | 31 rose, sore |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |