Teny iditra ro sompatra (ro, sompatra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ro be menaka izaitsizy, izay toa matsiro aoka izany nefa mety handoro ny vava na hankarary kibo [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31