Teny iditra rovi-damba ririnina
Singan-teny rovitra ; lamba ; ririnina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fahoriana faran' izay mafy, satria ny ririnina efa mangatsiaka ary amin' io indray no rovi-damba [1.1]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12