Teny iditra -dry
Sokajin-teny endritenin' ny hoe ry
Ohatra 
1Naleviny any amin-dry zareo any [2.606]
2Farany, iry ery ny tranon-dry Dada! [2.356]
3Ny Mathilde koa no efa niondranan-dry Mr. Johns nankany Morosy [2.649]
Haiendriteny 
Tsotra : ry, -dry

Teny iditra dry
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  maina, mangentana
Mandevin-tsaina
manasatra (lahateny, ets.) [1.17]
  karankaina: dry and desolate (of land)
ngazana: dry and barren (of the soil) [1.7]

Teny iditra dry
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  manamaina, mihamaina [1.17]

Nohavaozina tamin' ny 2021/01/30