Teny iditra | 1 sadaika |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Misalasala sy mihazohazo eo am-panaovan-javatra na eo am-pitenenana, sanganehana: Sadaika aho ity fa handroso, maty raibe, hihemotra maty renibe Tsy mahita izay hatao, misalasala noho ny henatra na tahotra: Sadaika aho hiteny eo imason' ireo olona betsaka ireo |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] perplexe, embarrassé dans le choix, hésitant entre deux choses |
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 6 sadaikatra |
Fivaditsoratra | 7 asadika, sadaika, sadiaka, saka dia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |