Teny iditra | 1 sadaikatra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Misalasala sy mihazohazo eo am-panaovan-javatra na eo am-pitenenana, sanganehana: Sadaikatra aho ity fa handroso, maty raibe, hihemotra maty renibe Tsy mahita izay hatao, misalasala noho ny henatra na tahotra: Sadaikatra aho hiteny eo imason' ireo olona betsaka ireo |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] perplexe, embarrassé dans le choix, hésitant entre deux choses |
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 6 sadaika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |