|
|
|
|

Teny iditra1  sadaikatra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Misalasala sy mihazohazo eo am-panaovan-javatra na eo am-pitenenana, sanganehana: Sadaikatra aho ity fa handroso, maty raibe, hihemotra maty renibe
Tsy mahita izay hatao, misalasala noho ny henatra na tahotra: Sadaikatra aho hiteny eo imason' ireo olona betsaka ireo
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] perplexe, embarrassé dans le choix, hésitant entre deux choses
Tsipelina hafa  6  sadaika

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29