|
|
|
|

Teny iditra1  sadasada
Fototeny  2  sada
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] speckled, of mixed color
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] moucheté
6  [1.8] tacheté, bariolé
Ohatra  7  Papango sadasada va ity lovako, ka ifandafaran' ny papango avy hatraiza hatraiza? [2.996]
8  Ary izany dia mbola fahavoazana iray hafa koa nateraky ny fianarana sadasada novimbinin'ny fanjana-hantany. [2.503]
Tovy hevitra  9  sada
Kamban-teny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny sadasada io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11