|
|
|
|

Teny iditra1  sadasada manana endrika
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza zavatra tsy dia manahoana nefa mba misy maha-tsaratsara kely azy ihany; matetika io fombam-pitenenana io dia lazaina aorian' ny hoe vangavanga manan-tsoratra
Singan-teny  4  sadasada, manana, endrika

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07